Raha faly amin'ny fanafahana ny gadra Libaney any Isiraely ny fitondram-panjakana Iraniana, nanontany ny momba ireo Iraniana nosamborina any Libanona kosa ny mpamaham-bolongana Iraniana.
Mohmmad Ali Abtahi, filoha lefitra Iraniana teo aloha sady mpamaham-bolongana, no niteny fa izay rehetra mahalala ny tontolon'ny politika sy tsy mandanga amin'ny tenany, dia hanaiky fa nandresy sy nahombiazana hatrany tao anatin'ny roa taona izay ny Hezbollah sy Sayed Hasan Nasrallah mpitarika azy. Nampian'i Abtahi fa:
Western media claims that Nasrallah is under the influence of Iranian officials, who are in the charge of country’s [Lebanon] foreign affairs. I guess these are empty words because if our diplomacy could act for Iran’s interests as did Hezbollah for its own interests, Iran could achieve great victories. With such victories that Sayed Hasan got, we just could wish he would Iran’s diplomacy’s adviser.
Furogh2007 indray mahita ny fifalian'ny fampahalalam-baovao (-mpanjakana) Iraniana eo amin'ny fifanakalozana (gadra) eo amin'ny Hezbollah sy Israel. Nampian'ny mpamaham-bolongana hoe:
“There are several Iranian security agents have been taken as hostages in south Lebanon but the Iranian Government refuses negotiation. Why is the Iranian Government rejoicing about the exchange of prisoners in Lebanon but refuses such an act to save Iranian citizens.”
Tobi indray mba te-hiavaka[Fa] ary niteny hoe:
Iranian officials are wrong when they say this exchange was a humiliating defeat for Israel. Israel showed it considers their dead people with great value.