Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Septambra, 2011
Zambia: Manisa ny Fiovana Anatin'ny 90 Andro ny Mpiserasera
Nampanantena nandritra ny fifidianana malalaka intelo miantoana ny filoha vaovaon'i Zambia, Michael Sata, ny hanova ny firenena ao anatin'ny 90 andro ka anatin'izany ny fampitomboana ny vola miditra any am-paosin'ny...
Zambia: Lasa Alohan'ny Fampahalalam-baovao Mahazatra ny Mpiserasera Amin'ny Famoahana Vaovao Momba Ny Fifidianana
Nifidy filoham-pirenena, mpikambana ao amin'ny antenimiera ary solotenan'ny governemantam-paritra ny Zambiana tamin'ny 20 Septambra 2011 lasa teo, fantatra fa nanomboka tamin'ny 6 ora maraina ny fandatsaham-bato, maresaka tanteraka ny Twitter,...
Zambia: Mankalaza ny Fandresen'i Michael Sata ny Mpisiokatserasera
Michael Sata, mpitarika ny antoko mpanohitra Mandan'ny Tia Tanindrazana (Patriotic Front), no Filohan'ny Repoblika vaovao ao Zambia. Nanao fianianana teo anoloany ny Lehiben'ny Fitsarana Ernest Sakala ary noraisiny avy tamin'ny filoha...
Zambia: Nanome Valim-pifidianana ny Mpiserasera Noho ny Fahatarana Amin'ny Famoahana Izany..
Valo ambinifolo ora taorian'ny fikatonanan'ny fifidianana tao Zambia ny 20 Septambra lasa teo, nahatonga ny loharanm-baovaon'ny valan-tserasera hamoaka vaovao farany mikasika ny vokam-pifidianana filoham-pirenena, antenimiera ary ny governemanta ao an-toerana ny fahatarana...
Zambia: Ampiasaina Tsara ny Valantserasera Hanaraha-maso ny Fifidianana 20 Septambra
Natsangana hampiasana ny herin'ny valan-tserasera ny Bantu Watch, vohikala natsangan'ny fiaraha-monim-pirenena entina hanaraha-maso ny fifidianana hototosaina ao Zambia amin'ity 20 septambra ity. Natsangana avy amin'ny sehatra Ushahidi ny Bantu Watch...
Zambia : Manahy ny Hisian'ny Fandresena Lahatra An-terisetra Mikasika Ny Fifidianana Ny Mponin'ny Aterineto
Handatsa-bato i Zambia ny 20 Septembra 2011, hifidy filoha vaovao, mpikambana ao amin'ny parlemanta ary ny solontenam-paritry ny govrnemanta.Tsy fotoana very maina ny niresahana io tranga lehibe iray io ho an'ny mponin'ny aterineto satria izy ireo dia mampiasa ny aterineto hiresahana ny tahotra ny mety hisian'ny herisetra, kolikoly ary na dia ny fanohanana ny antoko politika sy ireo kandidàn-dry zareo aza
Zambia: Fampielezan-kevitra An-tserasera Ataon'ny Antoko Politika
Roa herinandro latsaka mialoha ny hifidianana amin'ny 20 Septembra 2011, nanatontosa fampielezan-kevitra amin'ny fomba hafa tsy toy ny mahazatra amin'ny fampiasana afisy, dokambarotra amin'ny fahitalavitra, na feonkira amin'ny radio intsony ireo...