Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Jolay, 2012
Zambia: Maro Noho Ny Atleta Ny Manampahefana Ho Any Amin'ny J.O. Londres?
Ny fandraisana anjara no zava-dehibe? Ny tompondaka erantany teo amin'ny 400metatra misy fefy, Samuel Matete, no Zambiana farany nahazo meday olaimpika fony tany Atlanta 1996 raha tany Los Angeles 1984 kosa ny meday voalohany tamin'ny alalan'ny mpanao ady totohondry Keith Mwila.
Zambia: Lasa Lavitra Loatra Ny Hatsikan'ny Filoha?
Noheverina ho kivazivazy maivana eo amin'ny Filoha Michael Sata sy ny filoha Amerikana teo aloha George W. Bush, na izany no nampinoana ny Zambiana tao amin'ny fanambarana navoakan'ny tao amin'ny...
Afrika: Fankalazana Ny Maha-Olombelona Amin'ny Alalan'ny Sary Sy Lahatsary
Nanjary lasa niparitaka be ny lahatsoratra manazava sary 21 izay mamerina indray ny maha-olombelona. Indrisy anefa, tsy tao anatin'izy ireo ny Afrikana sy i Afrika. Nefa tsy ny fijoroana vavolombelona goavana amin'ny fisian'ny toe-panahy maha-olona avy amin'ny kaontinanta Afrikana akory no tsy misy. Ireto misy sary vitsy sy lahatsary izay maneho fa, 'Manana Fo ihany koa i Afrika'.