Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Avrily, 2014
Minisitra Manolotra Valisoa Mitentina $2000 Mba Hanalàna Ny Sarontavan'ireo Tonian-dahatsoratry Ny Zambian Watchdog
Mitosaka ny tsolotra anatin'ny fizarana farany mikasika ny ady eo amin'ny governemanta Zambiana sy ny Zambian Watchdog, vohikala mahaleotena misahana ny fampahalalam-baovao.