Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Jolay, 2014
Ezaky ny Filoha Zambiana Hanaporofona Avy Amin'ny Sary Ao Amin'ny Facebook Fa Hentitra Izy Amin'ny Asa. Tsy Resy Lahatra ny Sasany
Miha-mitombo ny ahiahin'ny olom-pirenena Zambiana momba ireo fitsidihana mangingina nataon'ny Filoha Sata tany ivelany, izay lazain'ny governemanta fa fitsidihana narahan'asa.