Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Novambra, 2014
50 Taona Aty Aoriana, Manontany Ny Dikan'ny Fahaleovantena ny Zambiana
Raha nankalaza ny fety tamin'ny alalan'ny hanim-pito loha, lokom-pirenena sy izay zavatra azon'izy ireo lanjaina amin'ny tanàna ny Zambiana manerantany, misy kosa ireo mpanara-baovao sasany nametraka fanontaniana matotra mikasika ny taloha sy ny hoavin'ny firenena