Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Novambra, 2016
Free Basics, Tetikasan'ny Facebook Amin'ny Aterineto Maimaim-poana, Ary Efa Misy Ao Amin'ny Firenena Miisa 47
Ny Free Basics dia vokatry ny fiarahamiasa teo amin'ny Facebook sy ny orinasan'ny teknolojia finday izay hahafahana miditra aterineto maimaim-poana saingy voafetra.