Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Janoary, 2014
Nosamborina Fa Nilaza Ny Filoha Zambiana Michael Sata Ho ‘Vomanga Malemy’
Niantso ny filoha Michael Sata ho vomanga malemy tsy azo ahenjana tao amin'ny radiom-piarahamonina kely any ambanivohitr'i Zambia ny pretra katolika lasa mpanao politika ny mompera Frank Bwaly.