Michael Sata, mpitarika ny antoko mpanohitra Mandan'ny Tia Tanindrazana (Patriotic Front), no Filohan'ny Repoblika vaovao ao Zambia. Nanao fianianana teo anoloany ny Lehiben'ny Fitsarana Ernest Sakala ary noraisiny avy tamin'ny filoha teo aloha Rupiah Banda ho azy koa ny saina fitondran'ny filoha amin'ny fotoam-pankalazana.
Niara-nankalaza tamin'ireo Zambiana anarivony nidina an-dalambe hatry ny halina ny mpisiokatserasera Zambiana sy Afrikana hafa tao amin'ny Twitter. Indreto tweets marobe fiarahabana an'i Michael Sata sy i Zambia amin'ny maha modelin'ny demokrasia azy ao Afrika.
@chiume nanamarika fa filoham-pirenena 4 no nitantana an'i Zambia tao anatin'ny 20 taona:
RT @munshyamunshya: Zambia is a model of democracy in Africa. Four Presidents in 20 years. #zambiaelections #bantuwatch
Na dia izany aza, @KshitiDewan nandinika hoe:
@chiume @munshyamunshya – 4 pres in 20yrs, but only mmd. exciting times #ZambiaElections #bantuwatch
@missbwaya nanontany hoe:
@djcruzz Iwe mwana wa mu Bemba, ni chizungu cha bwanji ichi?[You Bemba child, what English language is this? ] “Which zambian president saved the shortest term?”
@ictjournalist nitatitra hoe:
All elected members of parliament invited to the inauguration ceremony of President Michael Sata #Bantuwatch #ZambiaElections
Nisaotra ny filoha teo aloha ihany koa izy noho ny làlana mbola tsy vita tao amin'ny faritra misy azy :
I thank RB [Rupiah Banda] for the unfinished tared road in Mandevu at least taxi can reach my place #BantuWatch #ZambiaElections
@missbwalya nanendry an'i Rupiah Banda hifaninana amin'ny fahazoana ny Loka Ibrahim ho an'ny Mpitantana Afrikanina amin'ny taona 2011:
2011 Nominee Ibrahim Prize for African Leadership (aka “for not pulling a Mugabe”)- Rupiah B. Banda, fmr president of Zambia.
Nilaza izy fa handany ny retiretiny amin'ny fiompiana i Rupian Banda:
@louisth16 He was only in office for 3 years; he's not entrenched. He'll leave & retire to his farm. @TrevorNcube @nguni_princess
@kenyanpundit nametram-panontaniana raha hanova ny firoboroboan'ny fiaraha-miasa Shina-Afrika ny fandresen'i Sata:
So Michael Sata wins in Zambia, say hello to a shift in China – Africa dynamics?
@GNdhlovu nanoratra hoe:
“@afromode: @Mama_Kankasa I hope that we all remember the 90 day promise made by Mr Sata. #Zambia” If RB did it in 60 days, 90 is easy peasy
@afromode namaly ny tweet-n'i @GNdhlovu:
@GNdhlovu @Mama_Kankasa I think we'll quickly learn that President Sata can't deliver on most of his chest pounding rhetoric
Mihitsoka ny fifandraisana amin'ny finday noho ny fizarana vaovao amin'ny fandresen'i Sata:
Communication jams as Zambians communicate the news abt Sata being the new President #BantuWatch
Mila filoha mpikiry sa misalasala i Zambia?:
“@Mama_Kankasa: @afromode I agree, thou fierce sata seems better than clueless rb” RB got it on silver platter! #zambiaelections
@Malawi2014 niarahaba an'i Rupiah Banda:
And congratulations & HE Rupiah Banda 4 accepting defeat in “His Excellency” manner-hope Africa will emulate u #zambiaelections #BantuWatch
Rupiah Banda nanaiky ny fahareseny ary niarahaba an'i Michael Sata nandritra ny valandresaka fanaovam-beloma tao Lusaka.
@Malawi2014 niarahaba an'i Michael Sata toy izao:
Congratulations His Excellency Michael Sata for making it to State House – new chapter for the region – c u soon in Malawi #zambiaelections
@RosebellK nizara rohy tamin'ny bilaoginy mitondra ny lohateny hoe “Kabary nandrasan'i Ogandey”:
A speech that Ugandans long for nblo.gs/ntQ5d #Uganda #Zambia
Ilay Kabary nandrasan'ny Ogandey nblo.gs/ntQ5d #Uganda
@agathanewton namaly hoe:
@RosebellK wow! at some point i thot Africa was eroded of morals and democracy. seems i was mistaken after all!