Tantara mikasika ny Zambia tamin'ny Oktobra, 2016
Ny Manjò ny Zambian Watchdog: Nakatona Ny Tranonkalam-baovao Mpanohitra Mahery Vaika
Ny fanakatonana vao haingana dia mety nisy fifandraisany tamin'ny fitateram-baovaon'ny Watchdog amin'ny fifidianana ankapobeny 2016. Nanohana ny mpanao politika mpanohitra lehibe indrindra, Hakainde Hichilema, avy ao amin'ny Antoko Mitambatra ho an'ny Fampandrosoana ny Firenena (UPND) ny tranonkala.