Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Septambra, 2012
Afrika Frankôfôna: Ny Ivotoeram-Piofanam-Pitantanam-Panjakana
Tamin’ny volana Febroary 2001, lany nandritra ny fivoriambe tany Windhoek, ao Namibia ny Sata Mifehy ny Asam-panjakana ao Afrika (PDF). Efa-polo taona taorian'ny fahaleovantena, mampiseho ny fahataran'ny fanomezan-danja ny fitantanam-panjakana momba ny...