Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Marsa, 2017
Tato Anatin'ny Roa Volana, Tsy Afaka Niditra Aterineto Ireo Kamerone Mpiteny Anglisy
Azo atao ny miditra amin'ny aterineto ao Kamerona, afa-tsy ho an'ireo any amin'ny faritra miteny anglisy. Nahoana ?