Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Mey, 2016
Mozika Nataon'i Valsero, Kameroney Mpiangaly Rap, Hamelezana Ny 33 Taona Naha-teo Amin'ny Fitondràna Ny Filoha Biya
"Jereo ireo tanora ireo! Tsy misy nofisin-dry zareo intsony afa-tsy ny handeha lavitra / Jereo ireo tanora ireo! Tsy mitolona intsony satria tsy misy dikany izany ho an'ny sasany"