Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Novambra, 2017
Ireo Manankarena Sy Matanjaka Any Kamerona
Nanoratra ny lisitr'ireo lehilahy mpanankarena sy matanjaka indrindra ao Kamerona ny bilaogera Kameroney iray.... Eo ho eo amin'ny 80 ka hatramin'ny 90 taona eo avokoa izy ireo, ao amin'ny governemanta ankehitriny na teo aloha ary saika efa nifonja avokoa.