Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Novambra, 2016
Ny Fitondrana Kameroney Manao Fampielezankevitra Mamely ny Haino Aman-jery Sosialy, Milaza Izany Ho “Endrika Iray Vaovaon'ny Fampihorohoroana”
Mihevitra ny tambajotra sosialy ho "endrika vaovaon'ny fampihorohoroana " ny fitondram-panjakana any Kamerona.