Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Avrily, 2014
Mirohotra ao Kamerona Ny Olona Mba Hijery Ny Fisehoan'i Jesoa
Mbola miandry foana ny handefasana Selfie miaraka amin'i Jesoa avy ao Odza aho
Nandrodana Trano Fonenana Miisa 3.000 i Kamerona Ary Nahatonga Olona Miisa 15,000 Tsy Manana Trano Fialofana
Nanao tatitra ny fanatrehany maso [fr] ny fandravàna trano fonenana miisa 3.000 eo ho eo tany amin'ny faritr'i Nkomba, tanànan'i Douala tao Kamerona ilay mpitoraka bilaogy antsoina hoe Mathias Mouendé...