Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Oktobra, 2010
Afrika: Mbola mitolona ho amin'ny fahalalahana an-gazety ny mpanao gazety
Reporters Sans Frontières no namoaka ny Filaharan'ny fahalalahan-gazety androany (20/10/2010). Nomarihan'ity fizarana momba an'i Afrika moa fa faninefany misesy izay no nitazonan'i Eritrea ny laharana farany ary amin'ireo firenena afrikana mpiteny...
Mozika: Rakikira mampiray ireo mpanakanto nahilika sy nosivanina
Listen to the Banned [Henoy ireo voasakana] dia rakikira mampivondrona ireo mpanao mozika izay nahilika, nosivanina na naiditra an-tranomaizina noho ny mozika ataony. Ahitàna ireo mpihira avy any Afghanistan, Cote D’Ivoire, Irana, Israely, Libanona, Pakistana, Palestina, Sodana, Tiorky, Uighurstan sy Zimbabwe.