Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Febroary, 2020
Nanomboka ny tolotra fitaterana haingam-pandeha ny zotra mampitohy an'i Yaoundé sy Douala
Miaraka aminà mpandeha 100.000 ao amin'ny InterCity, hanohy ny fiarahany miasa amin'ny governemanta kameroney ny Camrail anatin'ny fametrahana tetikasa fampivoarana ny tambajotran'ny fiarandalamby kameroney sy ny fanatsaràna ny kalitaon'ny tolotra fitaterana.