Kamerona : na nampidirana teknika vaovao ho fanarahamaso aza dia mbola mizaka tsindry noho ny asan'olombelona ihany ny Valanjavaboary Nasiônaly Boumba Bek« Ankehitriny, mihamaro ny olona mandray anjara amin'ny fandaharanasa fanarahamaso biôlôjika. »Mpanoratra Leocadia Bongben Nandika (fr) i Corinne Molton, Miora30 Septambra 2023