Tantara mikasika ny Kamerona tamin'ny Novambra, 2007
Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika
Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika : « une carte de paiement acoustique,...
Kamerona : 25 taona nitondrana
Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney : « When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break...