Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Jolay, 2018
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto

Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Fisamonin'ny bilaogin'i Bangladesh
Inona no resahin'reo bilaogy Bangladeshita
Bangladesh : Nakarina ny karama farany ambany any amin'ny sehatry ny fanenoman-damba
Taorian'ny fihetsiketsehana sy fifampiraharahana maro nataon'ny mpampiasa sy ny mpiasa, nanapaka hevitra ny hanondrotra ny karama farany ambany ho 3000 tk isam-bolana (latsaky ny 40 eoros) ny fanjakana, izay mitovy amin'ny in-droan'ny karama farany kely indrindra ankehitriny. Mandajalanja ity revolisiona ho an'ny indostrian'ny lamba ao Bangladesh ity ny blaogera.