Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Jolay, 2016
Takalonaina Roapolo Maty Sy Telo Ambin'ny Folo Hafa Avotra Nandritra Ny Fahirano Fakàna Takalon'aina Tao Dhaka Izay Niafara Tamin'ny Loza Mahatsiravina
"Noho izany avelao izahay hitsahatra tsy hiaro ireo olona izay tsy nanao n'inon'inona mba hanakanana ny tsy hisian'ity andro tsy azo nialana ity. Avelao izahay tsy hitady fialantsiny maro ho an'ireo olona sy ireo fotokevitra izay manome aingam-panahy tahaka izany."
Mpanome Rà Efatra Avy Ao India No Namonjy Lehilahy Iray Tao Bangladesh Tamin'ny Fanomezana Rà Tsy Fahita Firy. Ankehitriny Inona No Nambaranareo Mikasika Ireo Sisintany?
Saika maty noho ny tsy fisian'ireo mpanome rà ilay lehilahy iray 25 taona tao Bangladesh manana rà tsy fahita firy. Rehefa tsy afaka hita tao amin'ny fireneny izy ireo, olona efatra avy ao Mumbai no nitsangana nanolotra rà.