· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Aogositra, 2012

Bangladesh: Manantena Hahita Finday Amin'ny Fiteny Bangla

  15 Aogositra 2012

Miisa 93,8 tapitrisa ireo mpampiasa finday ka mampiasa ny findainy ankamaroan'ireo mpamandrika mba hiantsoana ny hafa.Vitsy dia vitsy ny mampiasa ny someso [SMS]. Araka ny lazain'ny Vaomieram-pandaminana ny fifandraisan-davitra ao Bangladesh (BTRC) dia manodidina ny  somes0 30 tapitrisa eo no niampita isam-bolana nandritra ny taona 2011. Izany no midika fa manodidina ny finday 1 amin'ny...

Bangladesh, Etazonia : Hazakazaka Am-bisikileta 5000 Kilometatra Ho Fanairana Amin'ny Fiovaovan'ny Toetrandro

  11 Aogositra 2012

Amin'ity lohataona ity, mafana fo avy ao Bangladesh no mitondra bisikileta izay voizin'olon-droa mba hanangona sy handrefy ny habetsaky ny plastika sy ny fako hafa ho hitan'izy ireo mandritra ilay dia lavitr'ezaka 5000 kilaometatra ataon'izy ireo miainga ao Seattle mankany New York. Mitondra hafatra tsotra nefa mafonja izy ireo ny amin'ny fomba fiainan'ny mponina amin'ny firenena iray izay mety hitarika voka-dratsy lehibe amin'ny fiakaran'ny ranomasina sy ny fiovaovan'ny toetr'andro.