Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Aogositra, 2016
Nisy Ihany Ny Fandaharana Rindrambaiko Amin'ny Soratra Bengali Noho ny ‘Potaka’
"Efa ela no niandrasantsika fandaharana rindrambaiko amin'ny soratra Bengali. Maninona no amin'ny teny vahiny no tokony hanaovana ny fampianarantsika amin'ny ambaratonga ambony sy ny fianarana ny solosaina?"
Sary: Mizara Fijery Iray Tsy Fahita Maneho Ny Fireneny Ity Mpitondra Fiaramanidina Bangladeshi ity
"Mpanamory fiaramanidina no asako ary ny sary no fahafinaretako. Miezaka ny hampiseho ny tany niaviako avy eny amin'ny habakabaka aho, mizara ireo endriky ny tontolo iainana mahafinaritra, sy mahatalanjona miaraka amin'ny olon-drehetra fantatro.''
Akaton'i Bangladesh ny Aterineto, Avy eo Tranonkalom-baovao 35 no Nomena Baiko Hakatona

“Tafiditra ao anatin'ny hetsika ankehitriny, hotapahana mandritra ny fotoana fohy amin'ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra ny fifandraisana aterineto isan-karazany ao amin'ny firenena.”
Sary Fahagola Hamerina Ny Fahatsiarovana Mahafinaritra An'i Dhaka Renivohitr'i Bangladesh
"Teo amin'io toerana io aho no lehibe ary malahelo ny fahazazako sy mahatsapa ny hatsaran'izany fotoana izany. Izany no fotoana sarobidin'ilay tanàna tiko Dacca fa tsy Dhaka."