Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Septambra, 2015
Ilay Andro Naha-dibo-drano An'i Dhaka
Niteraka fitohanana fifamoivoizana henjana be sy fahasimbàna vokatry ny rano tao Dhaka ireo ora-nikija tao, nanelingelina ny fiainan'ireo olona an'aliny. Tao amin'ny media sosialy, ny toetrandro sy ny tsy fahalavorarian'ny fitantanana ny fako no nomen'ny olona tsiny.