Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Mey, 2015
FANAMBARANA: Global Voices Miantso ho amin'ny Fiarovana ny Blaogeran'i Bangladesh

Melohinay ny famonoana ny blaogera ary miantso ny manampahefana izahay hanome antoka fa ho entina eny amin'ny fitsarana ireo tompon'andraikitra amin'ny famonoan'olona
Nahoana Ny Soratra Arabo No Tsy Afaka Manafoana Ny Fivalanandrano An-Kalamanjana Ao Dhaka
"Toeram-pivoahana iray ihany no misy ao Dhaka renivohitra isaky ny olona 150.000, nefa maro amin'ireo no tsy azo ampiasaina."
Maka Hetsika Maroloko Ilay Taombaovaon'i Bengali Manohitra Ny Fironana Mahery Fihetsika Ara-pinoana Ao Bengladesh
Tao anatin'ireo fetibe firavoravoana ho fankalazana ny Taombaovao Bengali tao Bengladesh ny hafatra iray mafonja "mandrehitra hazavana maro anatin'ny haizin'ny fo," mba hahatsiarovana ireo bilaogera sy mpikatroka mafàna fo nisy namono tsy ela akory izay.