Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Mey, 2012

31 Mey 2012

Bangladesh: Shawpno Rath – Sekoly Iray Ho An'ireo Ankizy Avy Eny Ambany Tanàna

Katroka 7 Miliara

Tao Dhaka, Bangladesh, dia andian-jatovo iray no nanomboka nametraka ny atao hoe 'Shawpno Rath' (KAlesin'ny Nofy), miaraka amin'ny tanjona fampidirana an-tsekoly ireo ankizy sahirana. Mino ilay vondrona fa soroka miara-milanja tsy azo ihodivirana amin'ny ady atao handresena fahantrana ny fanabeazana.

20 Mey 2012

Bangladesh: Nidina An-dalambe Ny Mpamahana Bolongana Noho Ilay Famonoana Mpivady Mpanao Gazety

Telo volana izay no lasa taorian'ny namonoana ireo mpivady mpanao gazety Sagar Sarwar sy Meherun Runi. Hatramin'izao anefa, mbola tsy nahitana mangirana ny fanadihadiana niantsorohan'ny polisy mikasika ny antony nahafaty azy mivady. Tsiahivina fa vao maraimbe tamin'ny 11 Febroary 2012, fatin'izy mivady feno ratra no hita nitsitra tao amin'ny trano fonenany ao...