Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Febroary, 2019
Namoaka ny vokatry ny fanivanana ao Azia ny OpenNet Initiative
Nanao fikarohana momba ny aterineto ao Azia sy manerana izao tontolo izao nanomboka tamin'ny taona 2002 ny OpenNet Initiative (famoahana feno: nandray anjara koa aho), ary vao haingana no namoaka ny tatitra farany momba ny fanarahamaso sy ny fifehezana ny aterineto any Azia, ary indrindra any Shina.