Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Novambra, 2013
SARIPIKA: Lanitra Manga Mahafinaritra Tao Dhaka
Nahafinaritra ny nijery ny lanitra tao an-drenivohitr'i Bangladesh, tao Dhaka tamin'ny 17 Novambra ka nizara sary mahafinaritra sy ny niresaka momba izany ny tao amin'ny media sosialy.