Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Marsa, 2015
Marobe Ireo Aina Nafoy Noho Ny Herisetra Ara-politika Ao Bangladesh
Manakatona ny varavarakelin'ny fiarako aho, mandefa ny famerana mari-pana ary mieritreritra hividy fitaovana famonoana afo. [Amin'izay] raha misy baomba atsipy ao anaty fiarako, afaka mamono ny afo aho handosirana sy hiavotana.