· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Oktobra, 2010

Tokony handefa tafika any Afghanistan ve i Bengladesy ?

  09 Oktobra 2010

Nanamarika ny mahaizy azy ny Tafik'i Bengaldesy tamin'ny fanomezany tropy ho amin'ireo hetsika maro samihafa ataon'ny Firenena Mikambana hitandroana ny filaminana manerana izao tontolo izao . Na izany aza, nahazo fangatahana tropy hafakely ny firenena vao haingana mba hanatona ny tafik'i OTAN hanampy hiarovana ny Afganistana amin'ny ady ataon'ny Talibana .