Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Janoary, 2015
Tandindonin-doza Noho Ny Fisian'ny Solika Mainty Ny Sundarbans Any Bangladesh
Mitaky ny fandraisan'ny governemanta fepetra matanjaka ireo mpanao fihetsiketsehana. Na eo aza izany, rehefa tsy misy fepetra mahomby raisin'ny governemanta dia tsy maintsy mbola hiantehitra amin'ny vondrom-piarahamonina sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo ihany i Bangladesh amin'ity olan'ny tontolo iainana ity.