Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Jona, 2010
Bangladesh: Facebook nosakanana vonjimaika
Bangladesh izao no firenena faharoa any Azia aorian'i Pakistan manakana ny Facebook iray manontolo tao ho ao. Tamin'ny Zoma 28 May 2010 nanodidina ny tamin'ny 8:30 dia natao ny fanakànana...