Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Oktobra, 2017
31 Oktobra 2017
Tenirohy Maneso Ireo Fisehosehoana Eo Amin'ny Samy Bangladeshita
"Azonao atao ny mamindra elephanta/lalomena/tokatandroka amin'ny anjomaran'ny fiaranao, fa tsy izaho izany. #BangladeshitaAho"
29 Oktobra 2017
Bangladesh : Ambaran'Ilay Oliravina Teo Aloha Voatsipaka Fa Sisampatin'ny Fampanambadiana Ankizy Izy
"Odianareo tsy hita ny marina fa sisampatin'ny fampanambadiana ankizy izy ary tonga mpilatro sy mpitaingina môtô ikoizana tsy nisy fanohanana avy amin'ny fianakaviana. "
21 Oktobra 2017
Bangladesh : Fampandrosoana Amin'ny Fomba Rehetra
Raha ny marina, maneso momba ny laharampahamen'ireo Fikambanana Tsy Miankina maro i Khokon. ''Tena aleoko tanteraka miantso ity ho NPO'' (Non-For-Profit organization na Fikambanana Tsy Mitady Tombony Ara-bola).
10 Oktobra 2017
Bangladesh: Mankalaza Ny Andron'ny Tenin-dReny
Ny 21 no Ekush ho an'ny Bangla, ary midika faha-21 ny hoe Ekushey. Ao Bangladesh, 'Ekushey' dia mitovy dika amin'ny 'Ekushey Febroary' ihany, andro izay ankalazan'ny Bangla ny Hetsika mikasika ny Fiteny sady fanomezam-boninahitra ho an'ireo namoy ny ainy noho ny anarany tamin'ny faha-21 Febroary 1952.
09 Oktobra 2017
Miraondraona Ny Bilaogy Ao Bangladesh
Ny zava-nitranga farany indrindra tao Bangladesh izay mampifandray ny bilaogy manerantany (2006)
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...