Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Oktobra, 2013
Manao Diabe An-jatony Kilometatra Ireo Mpanohitra Hamonjena Ireo Sundarbans Amin'ny Tobin'herinaratra Ahodin'ny Arintany
14 km fotsiny miala an'ireo Sundarbans, ilay alanà honko lehibe indrindra eran-tany sady toerana isan'ireo Lovan'izao Tontolo Izao arovan'ny UNESCO, io tobin'herinaratra mandeha amin'ny arintany kasaina hatao io.