· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Jona, 2017

Podcast: Fampahafantarana Ny Tetikasa Nari Jibon

  15 Jona 2017

Natsangan'ilay Mpampianatra Sosiolojia Kathryn Ward tamin'ny taona 2005 ny Nari Jibon ao Dhaka. Manome fampianarana famakian-teny sy fianarak'asa ho an'ny tanora vehivavy Bangladeshita ny tetikasa, amin'izay afaka mampahery ny tenan'izy ireo sy mahita asa eo amin'ny sehatra hafa ankoatra ny mpiasa an-trano sy ny orinasan'ny akanjo izy ireo .