Tantara mikasika ny Bangladesh tamin'ny Septambra, 2017
20 Septambra 2017
Miraondraona Ny Bilaogy Ao Bangladesh
Miarahaba anareo rehetra nahatratra ny Shuvo Bangla Nobobarsho (Taombaovao Bengali) . Andeha hojerentsika izay nolazain'ny bilaogy Bangladeshi vao haingana.
19 Septambra 2017
Mizotra Amin'ny Lalana Tokony Ho Izy Ve Ireo Vehivavy? Adihevitra Momba ny Miralenta Mandrehitra Ny Tontolom-Bolongana Bangla Amin'ny Andro Iraisam-Pirenena Ho An'ny Vehivavy
Koa karazam-behivavy toy inona ary no tena idealy?
Sary Avy Any Azia Atsimo
Nanapa-kevitra ny handeha lavidavitra kokoa aho hanaovana ny lahatsoratro voalohany tato amin'ny Global Voices ary hizaha ny zana-kaontinanta amin'ny alalan'ny fomba fijerin'ny hafa. Miraondraona miaraka amin'ny resaben'ny fakantsary sy ny fitselatry ny 'flash' ireo bilaogin-tsary any Azia Atsimo;
18 Septambra 2017
Bangladesh: Ny Lalàna Mikasika Ny Fananàn'ny Fahavalo Sy Ny Tondradrano
Nanodinkodina ny lalàna tamin'ny alalan'ny fanampian'ireo manampahefana mpanao kolikoly ato amin'ny fanjakana ireo mpampanjana-bola mba hakàna ny fanànan'ireo tompony ...tamin'ny fanondroana azy ireny ho toy ny « fahavalon'ny Fanjakana ».
14 Septambra 2017
Miraondraona Ny Bilaogy Ao Bangladesh
Inona no lazain'ny bilaogy Bangladeshi manerana izao tontolo izao:
04 Septambra 2017
Azia Atsimo: Holi, Fampakarambady, Bollywood, Ranomandry, sns…
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007) Arahabaina isika rehetra mpamaky nahatratra ny Holi. Ny fetiben'ny loko fanaon'ny Hindò rehefa lohataona no isan'ny fetibe nentindrazany tena malaza indrindra any India sy Nepal. Lazain'ny South Asia Biz hoe ny tarika Indiana mpilalao Cricket, izay tany Karaiba tamin'io fotoana io hiady izay ho...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...