· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Desambra, 2017

Kurdistance-5:

  30 Desambra 2017

Antenaiko fa ho sambatra toy ny... androany ny ambin'ny herinandronao, mandra-pihaonantsika indray.

Kurdistance-2

  21 Desambra 2017

Herinandro iray mampalahelo ho an'ny Firaisan'ireo Bilaogera Kiorda ity satria mangataka fiatoana ofisialy amin'ny asam-bondrona mba hifantohana amin'ny tetikasan'ny tsirairay izy ireo. Kanefa, tsy ireo bilaogim-bondrona rehetra no milona.