Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Avrily, 2017
Ny Fomba Fiarovan'ilay Kiorda, Mpiaro Ny Tontolo Iainana Ny Leoparda Persianina Ao Iraka (Lahatsary)
Miasa mba hiaro ny leoparda Persianina i Hana Raza, mpiaro biby sy ny ekipa mpikaroka miaraka amin'ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana Nature Iraq .