Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Aogositra, 2013
“Novonoin-dRy Zareo Ny Eid ao Iràka”
Nampalahelo ny fiafaran'ny Ramadany tany Iràka fa fandripahan'olona no nitranga. Nivadika rà mandriaka ny tokony ho fetim-piravoravoana sy fiarahan'ny mpianakavy. Fa moa mba misy miraharaha izany ve ny hafa?