Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Jolay, 2018

20 Jolay 2018

Ny toetry ny fikatrohana Kiorda

Sarotra hazavaina ny fihemoran'ny feo Kiorda, saingy mety noho ny tranonkala Kiorda eo ambany fanafihan'ireo mpijirika isan-karazany no antony ampahany lehibe amin'ny fihenan'ny fibilaogina.

19 Jolay 2018

Fijoroana Kiorda: vaovao isan-karazany

Manohy mitantara ny zava-niainany tamin'ny fampianarana tao Avaratr'i Iraka/Atsimon'i Kurdistan i Talk about the Passion. Miteny mafy i Thunder ao amin'ny toerana onenany ankehitriny ary misy voalavo ao aminy, saingy toa mankafy ny fitoerany izy ary hankalaza ny herintaona nampianarany tao Kiordistana.

03 Jolay 2018

Ejipta: Shaaban Mihira An'i Obama

Namoaka hira vaovao i Shabola, izay i Obama ary ireo fanehoankevitra any amin'ny tontolo arabo miaro hafaliana tafahoatra vokatry ny nahalany azy no ventin-kevitra. Mieritreritra izy fa tsy tokony hametraka fanantenana betsaka amin'i Obama isika, satria mety hivadika ho nofy ratsy ny nofinofy, tahaka ny nihiràny azy.