· Mey, 2019

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Mey, 2019

Fitsidihana ny tontolon'ny bilaogy Kiorda

  22 Mey 2019

Ity ny herinandroko voalohany nampiasana fanangonam-baovao mba hijerena ireo bilaogy Kiorda ary tsy azoko antoka izay fahatsapako momba izany. Tena nankafy nijery bilaogy tsirairay isan-kerinandro ny ampahan'ny tenako, saingy mety ho tena mandany fotoana be izany.