Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Febroary, 2011
Iràka: Manomboka ny andron'ny fahatezerana
Androany dia manamarika ny andro ny fahatezerana ao Iraka satria Irakiana an-jatony no nidina an-dalambe mba hitaky fanovana sosialy sy toekarena ary ny fanafoanana ny kolikoly. Na ny mpanohana ny...