Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Marsa, 2018

13 Marsa 2018

Voalohany Tao Anatin'ny 40 taona I Iràka No Nampiantrano An'I Arabia Saodita  Na Dia Teo Aza Ny Fandraran'ny FIFA

"Nanangana ny sainam-pirenena Saodiana sy Irakiana ireo Irakiana miaraka amin'ny fitiavana tsy hita nandritra ny 30 taona."

10 Marsa 2018

Azia Atsimo Atsinanana: Ny kiraro, ny kiraro

Ho malaza hatrany ho toy ny mpitoraka kiraro ilay mpanao gazety Irakiana Muntadar al-Zaidi. Izy izay nahomby tamin'ny fitorahana kiraro roa teny amin'ny filoha Amerikana George Bush.

05 Marsa 2018

Mpanao Gazety sy Mpanao Sary Fandravahana Mampiseho Tantara Hafa ao Siria

"Tsy araka ny fitsaràna an-tendrony mahazatra, afaka manampy amin'ny adihevitra lehibe sy sarotra ny tantara an-tsary. Mamela ilay mpitatitra handray anjara amin'ny tantara tantarainy"