Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Febroary, 2016
Noravàn'ny ISIS i Dair Mar Elia, Monasiteran'ny Kristianina Tranainy Indrindra Ao Iraka
Noravain'ny ISIS ny monasiteran'ny Kristianina tranainy indrindra, Dair Mar Elia, izay naorina tamin'ny taona 595, ary miorina ao Ninawa, atsimon'i Mosul ao Iraka.

