· Septambra, 2018

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Septambra, 2018

Niantso ho amin'ny fanovàna ny Irakiana 

  09 Septambra 2018

Nitranga nanerana ny tontolo Arabo ny fitroarana sy ny fihetsiketsehana tamin'ny taona 2011.  Nikarakara fihetsiketsehana ny olona tany Libya, Alzeria , Maraoka , Bahrain ary firenena Arabo hafa. Tsy nisy hafa tamin'izany ny tao Iraka izay nahitana vahoaka nitaky fanovàna.