Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Novambra, 2018
Fitsidihana ny bilaogy manerantany Talata
Mahmood of Mahmood's Den manambara fa tsy ny handray ny torolàlana avy amin'ny Reporters sans frontières ho an'ny aterineto maimaim-poana ihany no ataony fa handika izany amin'ny teny arabo koa izy, ary handefa azy ireo any amin'ny mpikambana ao amin'ny parlemanta.
Lahatsary: Mihatsara hatrany ny toe-draharaha iainan'ireo tanora pelaka
Natombok'i Dan Savage ho toy ny fomba hanakanana ny tovolahy pelaka tsy hamono tena ny tetikasa It Gets Better, amin'ny alàlan'ny lahatsary manazava ny mety ho fiainan'ny olon-dehibe pelaka: tsara kokoa. Ary avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao, mizara ny tantarany ihany koa ny olon-kafa.
Tonizia Mibilaogy: Novambra mahafinaritra
Mankalaza ny faha 19 taonan'ny "Fanovana ny 7 novambra" (1987) izay nitondra ny filoha Ben Ali teo amin'ny fahefana tao anatin'ny fanonganam-panjakana mihoso-drà nihatra tamin'i Habib Bourquiba, izay nanjaka nandritra ny 30 taona
Ny bilaogy Kiorda-ny vaovao farany 3 herinandro
Nanadino kely ny adidiko aho hitodika aminao ry namana mpamaky Global Voices, noho ny tsy fandefasako lahatsoratra momba ny tontolon'ny bilaogy Kiorda nandritra ny telo herinandro.
Dia ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kiorda – nov 2005
Tratry ny fety avy amin'ny fizarana Kiorda ao amin'ny tontolon'ny blaogy!
Nahandro matsiro manerantany ao anatin'ny bilaogy folo
Efa nanontany tena ve ianao hoe ahoana no andanian'ny miaramila ny fotoan'ny fialantsasatra any Iraka? Ity no andro handraisanao ny tantara, voalohany avy amin'ny Chairbone Stranger, miaramila Amerikana iray nalefa tany amin'ny toerana vovohana any Iraka.
MENA: Brrrrrrrrrrrrrr…Mangatsiaka
Brrrr ... Mangatsiaka be eto Afovoany Atsinanana no hafatra nirongatra tamin'ny bilaogy vao haingana. Ity famintinana izay nolazain'ireo bilaogera sasany momba ny hatsiaka ao amin'ny faritra, ao amin'ny toerana mafana sy indraindray mibaliaka masoandro manerantany.
Masoarabo: Taombaovao miavaka!
Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?
Fifidianana Irakiana-Fanadihadian'ny bilaogera
Nanomboka tamin'ny talata ny fifidianan'ireo mpila ravinahitra.
Noafahana ilay bilaogera Irakiana Khalid Jarrar
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ilay bilaogera Irakiana, Khalid Jarrar , izay nosamborin'ny polisy mpitsikilo Irakiana araka ny notaterinay dia navotsotra araka ny filazan'ny...