· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Janoary, 2019

Iràka: “Soa ihany fa tsy Baomba tanaty Fiara!”

  17 Janoary 2019

Rehefa avy niala sasatra kely aho, tsy misy tsara mihoatra nóho ny fanomezako ireo mpamaky izay tena tiany ho vakiana -teny avy any an-dalamben'i Bagdad sy Mosul. Ary tsy misy fotoana tsara nóho ity satria niverina nanoratra bilaogy i Chikitita, mizara ny fahitàny an'i Bagdad, nilaozany nandritra ny volana maro.