Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Novambra, 2017

28 Novambra 2017

Diantsika Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

Nanamarika ny fiantombohan'ny fitsarana an'i Saddam Hussein ity herinandro ity, tsy vitany hoe tsy mbola nisy toy izany ity fitsarana ity, fa ny fanontaniana mitoetra dia hoe: hotsaraina tokoa tamin'ny habibiana rehetra vitany ve izy?.

24 Novambra 2017

Tongasoa Eto Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

Ny resaka momba an'i Kiordistan (na eo amin'ny sehatra ara-politika na foto-kevitra) no tena adihevitra hatrany. Na dia tsy misy antoko politika aza ao Kiordistan, ny lohahevitra amin'ny fametrahana tanindrazana ho an'ny Kiorda (vondrona ara-poko lehibe indrindra manerantany tsy manana firenena azy manokana) no mbola tanjona voalohany ara-politikan'ny ankamaroan'ny Kiorda.

Dia Ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Kiorda

Araka ny vokatra vonjimaika, nolaniana tamin'ny latsa-bato "Eny" ny Fitsapa-kevi-bahoaka momba ny Lalàmpanorenana. Ary raha miandry ny vokatra ofisialy izao tontolo izao, tena mavitrika tokoa amin'ny hevitr'izy ireo momba ny raharaha ny Irakiana Kiorda sy ny Kiorda amin'ny ankapobeny.

22 Novambra 2017

Sidina Ambonin'ny Tontolon'ny Blaogy Irakiana

...mahaliana izay mitranga, sady manan-danja. Noho izany tsy maintsy resahako anareo.

16 Novambra 2017

Khalid Jarrar: Irakiana Bilaogera Notazonina am-ponja

"Ny tanjonay amin'izao fotoana izao dia ny hitaky amin'ny "mokhabarat" hitondra an'i Khalid hiatrika fitsaràna ary hamboraka izay tena vesatra marina iampangàna azy (raha misy)."

06 Novambra 2017

Sahanina Any Ivelany Ny Ady Ao Iraka sy Afghanistan

Ny asa amin'ny foibem-piantsoana (call center) no asa irian'reo tanora marobe nahazo diplaoma ao Filipiana satria tsara karama. Nahazo 1,12 miliara dolara tamin'ny fidiram-bola ny indostrian'ny BPO ao Filipina ary nampiasa olona maherin'ny 112.000 tamin'ny herintaona.