Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Jolay, 2011
Murdoch Nipao-tsatroka An'i Singapore Ho Modely Nefa Mandà Izany Ireo Mponin'ny Aterineto Ao An-toerana
Ny filazam-baovaon'i Rupert Murdoch dia niteny nanoloana ireo mpikambana ao amin'ny parlemanta fa fàka tàhaka i Singapore amin'ny fandoavana karama be ho an'ireo mpanao politika ao aminy mba hampihenana ny kolikoly ka tokony halain-tahaka . Ato no hita ny fanehoan-kevitr'ireo mponina ao Singapore.